Sie sind auf Seite 1von 4

TATITRA NUTRITION

« Ankizivavy matanjaka amin’ny fanjarintsakafo »


1- Dingana Maintso : 30/05/19
Sahanasa noraisina : Kisarintsarin-tsakafo
Mamantatra ny atao hoe sakafo aram-pahasalamana
 Tsy nisy ny olana fa nizotra tsara
2- Dingana Mavo : 30/06/19
Sahanasa noraisina : Ny tantaran’ny vatako
 Fantatro ny maha zava-dehibe ny misakafo tsara ho amin’ny fahasalamako sy ny fahasambarako ankohitriny sy amin’ny ho avy
Nanao papango hiady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo
 Somaéry nanahirana kely ny nanazava ireo hery entin’ireo sakafo mahasalama
3- Dingana volom-boasary : 14/07/19
Sahanasa noraisina : Mpanadihady sakafo
 Manao famotopotorana miannga amin’ny fonosan-tsakafo
 Mamotopototra Bisiky iray izahay
 Nahafantatra fa be laoatra ny tahan’ny siramamy ao anatiny
 Nanahirana ny nanazava sy nandresy lahatra ny ankizy tamin’ireo zavatra tsy mahasalama nefa ankafizin’izy ireo sy tena tian’izy ireo
4- Dingana Manga Maitso : 28/07/19
Sahanasa noraisina : Boatin-tsakafo
Fantatro ny fomba fanamboarana sakafo maro loko syt mahasalama mba hanatsarana ny fomba fisakafoanana
Tsy nisy ny olana
5- Dinanga Manga : 07/08/19
Sahanasa: Iray maka bahana – vRoa fiomanana – Telo dia lasa !
- Nanomana hetsika hanatsarana ny fomba fisakafoanan’ny fiarahamonina misy aho
- Nahita ireo voady manamasy izay natao
- Fanazavana ireo karatsy ny hetsika fanjariantsakafo
6- Dingana Mena :
Hetsika ho an’ny fiarahamonina :
- I Tafita dia nanao ny hetsika tamina ankizivavy iray mitovy taona aminy izay mpiray Tanana aminy
- I Valerie kosa nisafidy ny hanova ny namany tany am-pianarana
- I Faniry nanao hetsika hanaovana ny zandriny vavy mba hihinana ireo sakafo mahasalama
- I finoana nanory ny namany izay mpiray Tanana aminy amin’ny tokony hikarakarana sakafo ara-pahasalamana indrindra amin’izao
fotoanam-pitomboana izao.
- I Onjatiana nahampafantatra ny tokony hinana sakafo madio sy voalanjalanja tamin’ny ankizivavy iray namany tany an-tsekoly

Ny zavatra nety

Amin’ny ankapobeny dia azo lazaina fa totosa saoamantsara ny “ Ankizivavy matanjaka amin’ny fanjariantsakafo”

Ny zavatra tsy nety

- Ny fotoana nanan-tanterahana azy dia somary nisy elanelany noho ny antony maro samy hafa
- Teo amin’ny dingana Mena ihany koa dia fohy ny fotoana nanatanterahan’ny ankizy azy teo amin’ny manodidina
TONDRO FANISANA HANITRINIALA

DIOSEZY: ANTANANARIVO

FARITRA: Faravohitra

FIVONDRONANA: Ankadiato

Mpiandraikitra

Laharan’ny Anarana sy fanampiny Daty sy toerana Adiresy Niditra FANILO ny


Taona
karatra nahaterahana
76 840 MP 349 ONJANIRINA Malalaniaina 01 Juillet 2000 à II Y 33 LA à Ampasanimalo 2014
Ambatomena Atsirabe II
Beazina

Laharan’ny Anarana sy fanampiny Daty sy toerana Adiresy Niditra FANILO ny


Taona
karatra nahaterahana
IANJARA Nomena Fitiavana 07/02/15 à Ankorahotra II Y 33 Bis Ampasanimalo 2019
76 841 Ha 955 RAVAOARISOA Aina Finoana 25/02/09 Maternité II Y 33 MA Ampasanimalo 2017
Befelantanana
FANOMEZANTSOA Aina Finoana 24/04/12 àAmbohipo Lot W 14 Bis Ambodirotra 2019
76 843 Ha 957 ARITIANA Finoana Michella 07/03/12 à Ampamantanana Lot II W 14 Bis à Ambodirotra 2018
IORENASOA Nekena Fehizoro 07/03/09/ à Matérnité VS 76 Bis à Ambolokandrina 2019
Befelantanana
RAZAFIMANANTSOA Volasoa 04/14 à Ankorahotra Lot FV Près Ankorahotra 2019
Annie
76 842 Ha 956 RAVAOARISOA Maminiriana 21/09/10 à Foyer de Bie II Y 33 MAA à Ampasanimalo 2017
Valérie Antanimora
RANDRIANANTENAINA Onjatiana 28/08/10 à Ankorahotra VF 82 Bis à Ankorahotra 2018
76 845 Ha 959 RAZAFINDRATSIMBA Faniry Ny 15/11/08 à Foyer de Vie Ambanidia 2017
Ando Antanimora
RAHOLIARIMANANA Christinah 02/04/12 207 à Ampandrana 2019
Cathérine
RAKOTOMALALA Vanessa 28/08/13 à Foyer de Vie II Y 30 Ter à Avaratra 2019
Harinala Antanimora Antanimora
ROJONIAINA Diary Johana 30/05/11 à Ankadivato Ankadivato 2019
RAHARINIRINA Maminiaina Lydia 31/05/09 Lot II 260 à Ankadivato 2019

- Fivondronana  : Ankatso
- Hezaka  : 02
- Ha hanao voninkazo manga  : 07
- Ha hanao vonikazo fotsy  : 02
- Ha hanao voninkazo Vony  : 03
- Ha mpanaradia  : 01
- Isan’ny Hanitriniala  : 13

Das könnte Ihnen auch gefallen